Arthrospira
Fiseho

Ny Arthrospira dia antokon' ahidrano manga (Cyanobacteriota) ao amin' ny fianakaviana Phormidiaceae na Microcoleaceae (arakaraka ny fanasokajiana) sy ao amin' ny filaharana Oscillatoriales, hita ao amin' ny rano marivo, mafana, somary masira ao amin' ny faritra intertrôpikaly. Antsoina matetika hoe "spirolinina" ity ahidrano ity. Misy ihany koa ny antoko Spirulina, saingy mihatra amin' ny ahidrano maitso hafa izay tena lavitra azy io (ary, raha ny marina, tsy ampiasaina amin' ny sakafo).
Lisiry ny karazana
[hanova | hanova ny fango]
Tsy mbola voafaritra tsara ny karazana ao amin' ny antoko Arthrospira (sy ny antoko Spirulina), izay mety hiharan' ny famindrana ny karazana sasany ho ao amin' ny antoko hafa.
- Arthrospira amethystina, (H.F.Buell) J.De Toni, 1949
- Arthrospira ardissonei, Forti, 1907
- Arthrospira argentina, (Frenguelli) Guarrera & Kühnemann, 1949
- Arthrospira balkrishnanii, N.D.Kamat, 1963
- Arthrospira baryana, Stizenberger, 1854 (uncertain)
- Arthrospira braunii, Forti, 1907 (uncertain)
- Arthrospira brevis, Wang
- Arthrospira constricta, L.Hoffmann
- Arthrospira crassa, (A.B.Gupta) Desikachary
- Arthrospira desikacharyiensis, Vasishta, 1962
- Arthrospira gigantea, (Schmidle) Anagnostidis, 1998
- Arthrospira gomontiana, Setchell, 1895 (var. crassa, A.B.Gupta / Desikachary, 1959)
- Arthrospira jenneri, Stizenberger ex Gomont, 1892
- Arthrospira joshii, Vasishta, 1964
- Arthrospira khannae, Drouet & Strickland, 1942
- Arthrospira laxissima, Setchell, 1924
- Arthrospira margaritae, (Frémy) Gomont ex Anagnostidis & Komárek, 2005
- Arthrospira massartii, Kufferath, 1914 (var. indica, Desikachary, 1959)
- Arthrospira miniata, Gomont, 1892
- Arthrospira pellucida, Chu Chia Wang, 1933
- Arthrospira platensis Gomont, 1892
- Arthrospira santannae, Komárek & Komárková-Legnerová
- Arthrospira skujae, A.G.E.Magrin, P.A.C.Senna & J.Komárek, 1997
- Arthrospira spirulinoides, (R.N.Singh) Desikachary
- Arthrospira tenuis, Brühl & Biswas