Hankany amin'ny vontoatiny

Artemisia

Avy amin'i Wikipedia
Artemisia vulgaris

Ny Artemisia dia antokon-javamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Asteraceae, izay miseho amin' ny endrika ahitra sy kirihitra kely ary hazobotry. Amin' ny ankapobeny izy ireo dia zavamaniry arômatika ary misy ny rakotra volovolo sy ny tsy misy an' izany. Miendrika volomborona amin' ny ankapobeny ny raviny ary mahalana ny miendrika felan-tanana. Manana toetra mampamany betsaka ny Artemisia, ary ampiasaina betsaka amin' ny fitsaboana ny artemizininina izay azo avy amin' ny karazana sasany, indrindra fa ny Artemisia annua. Mamoaka vovobony izay mety hahatohina ny olona tsy mahazaka izany ny karazana Artemisia sasany, toy ny Artemisia vulgaris na ny Artemisia annua.

Karazana notsongaina

[hanova | hanova ny fango]
  • Artemisia abaensis
  • Artemisia abrotanum L.
  • Artemisia absinthium L.
  • Artemisia adamsii
  • Artemisia afra
  • Artemisia alba Turra
  • Artemisia annua L.
  • Artemisia arborescens L.
  • Artemisia atrata Lam.
  • Artemisia biennis Willd.
  • Artemisia caerulescens L.
  • Artemisia campestris L.
  • Artemisia capillaris Thunb.
  • Artemisia chamaemelifolia Vill.
  • Artemisia cina O. Berg & C. F. Schmidt
  • Artemisia dracunculus L.
  • Artemisia eriantha Ten.
  • Artemisia genipi Weber
  • Artemisia glacialis L.
  • Artemisia herba-alba Asso
  • Artemisia insipida Vill.
  • Artemisia ludoviciana Nutt.
  • Artemisia maritima L.
  • Artemisia molinieri Quézel, M.Barbero & R.J.Loisel
  • Artemisia pontica L.
  • Artemisia princeps
  • Artemisia tridentata
  • Artemisia umbelliformis Lam.
  • Artemisia vallesiaca All.
  • Artemisia verlotiorum Lamotte
  • Artemisia vulgaris L.

Karazana natao tao teo aloha

[hanova | hanova ny fango]
  • Centipeda minima (L.) A.Braun & Asch. (← A. minima L.)
  • Eupatorium capillifolium (Lam.) Small (← A. capillifolia Lam.)
  • Filifolium sibiricum (L.) Kitam. (← A. sibirica (L.) Maxim.)
  • Grangea maderaspatana (L.) Poir. (← A. maderaspatana L.)
  • Matricaria discoidea DC. (← A. matricarioides auct.)

Karazana misy eto Madagasikara

[hanova | hanova ny fango]

Ny karazana Artemisia ambolena eto Madagasikara dia nampidirina avy any ivelany fa tsy teratany eto:

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]