Arkadios
Fiseho

Flavius Arcadius (grika: Arkadios Ἀρκάδιος] ; * manodidina ny 377 tany Hispania; † 1 Mey 408 tany Kônstantinôpôlisy) dia emperora ny tapany atsinanan'ny Empira Romana teo anelanelan'ny 395 sy 408 ary noho izany dia heverina ho mpitondra voalohany tao amin'ny Empira Romana na Bizantioma voalohany.