Arikaomisa Randria Enesra

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

RANDRIAMANANTENA Arsène, fantatra amin'ny solon'anarana Arikaomisa Randria Enesra dia mpanoratra, poeta, ary mpilalao tantara malagasy.

Zavakanto[hanova | hanova ny fango]

Mpilalao tantara[hanova | hanova ny fango]

Mpilalao tantara ao amin'ny onjam-peo Radio Don Bosco (RDB), Radio Televiziona Analamanga (RTA).

Mpanoratra[hanova | hanova ny fango]

Mpanoratra angano, tononkalo, tantara an-tsehatra sy sarimihetsika ihany koa (Revy sa ditra, Ombon’ady, Kenda, Fanasina, jiaby jiaby)


Jereo koa[hanova | hanova ny fango]