Araucariaceae
Fiseho

Ny Araucariaceae dia fianakavian-javamaniry anisan' ny Gymnospermae ary anisan' ny kônifera (Pinophyta) izay ahitana karazana miisa 32 mitsinhara amin' ny antoko na vondron-karazana 3:
Izy ireo dia hazo na hazobotry avny amin' ny faritra manana toetany antonony sy trôpikaly, manana ravina maitso lalandava miendrika kiram-biby, teratany any Aostralia, any Kaledônia Vaovao, any Zelandy Vaovao, any Ginea Vaovao na any Amerika Atsimo. Fianakaviana tranainy be izy io, izay ahitana karazana iray nohafarana any amin' ny valan-javaboary sy zaridaina any Eorôpa: ny Araucaria araucana.