Araucaria heterophylla
Fiseho

Ny Araucaria heterophylla, na Araucaria excelsa, dia karazan-javamaniry ao amin' ny fianakaviana Araucariaceae izay anisan' ny kônifera (Pinophyta). Hazo miadam-pitombo izy io, izay mahatratra haavo 50 ka hatramin' ny 65 m, manana vatana mijidina, ary ny tantsany dia fifanandrify manodidina azy na dia eo aza ny rivotra mahery izay mampiraika ny karazan-kazo hafa, ary saika marindrano.
