Hankany amin'ny vontoatiny

Araucaria (zavamaniry)

Avy amin'i Wikipedia
Araucaria araucana

Ny Araucaria dia iray amin' ny antokon-javamaniry telo ao amin' ny fianakaviana Araucariaceae. Izy ireo dia kônifera (Pinophyta) manana ravina mitovy amin' ny fanjaitra na kiram-biby telozoro, izay manome azy ireo endrika miavaka.

Lisitry ny karazana

[hanova | hanova ny fango]

Inty ny lisitry ny karazana:

  • Araucaria angustifolia (Bertol.) Kuntze
  • Araucaria araucana (Molina) K.Koch.
  • Araucaria bernieri.
  • Araucaria bidwillii Hook.
  • Araucaria biramulata.
  • Araucaria columnaris (Forster) Hook.
  • Araucaria cunninghamii Aiton ex D. Don
  • Araucaria heterophylla (Salisb.) Franco
  • Araucaria humboldtensis.
  • Araucaria hunsteinii
  • Araucaria laubenfelsii.
  • Araucaria luxurians.
  • Araucaria montana
  • Araucaria muelleri
  • Araucaria nemorosa
  • Araucaria rulei
  • Araucaria schmidii
  • Araucaria scopulorum
  • Araucaria subulata

Karazana misy eto Madagasikara

[hanova | hanova ny fango]
Araucaria columnaris

Eto Madagasikara, ny Araucaria dia tsy misy afa-tsy karazana ampidirina.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]