Hankany amin'ny vontoatiny

Araliaceae

Avy amin'i Wikipedia
Hedera helix

Ny Araliaceae dia fianakavian-javamaniry mamony ao amin' ny filaharana Apiales. Ity fianakaviana ity dia ahitana antokon-javamaniry manodidina ny 60 hatramin' ny manodidina ny 80 izay itsinjaran' ny karazana miisa 1 400. Anisan' izany ny hazo sy ny kirihitra ary ny vahy, mahalana kokoa ny ahitra, izay hita indrindra any amin' ny faritra sobtrôpikaly. Any ivelan' ny faritra mafana dia vitsy ny karazana Araliaceae. Ny Hedera helix no hany solontenan' io fianakaviana io any Eorôpa. Misy karazany maromaro hita any amin' ny faritr' i Azia Avaratra sy any Amerika Avaratra, ary ny sasany amin' izy ireo dia lasa ahitra. Ny Araliaceae sy ny Apiaceae dia maneho ny fahasarotana atrehin' ny sistematisiana amin' ny fanazavana ny fifandraisam-pivoarana miandalana eo amin' ny fianakaviana bôtanika roa mifandray akaiky.

Lisitry ny antoko

[hanova | hanova ny fango]

Inty ny lisitry ny karazana ao amin' ny Araliaceae araka ny Global Biodiversity Information Facility (GBIF) (30 Janoary 2021):

  • Acanthopanax Miq.
  • Agalina
  • Anakasia Philipson
  • Apiopetalum
  • Aralia L.
  • Araliacites G.Saporta, 1865
  • Araliaecarpum P.Menzel, 1914
  • Araliaephyllum Fontaine, 1889
  • Aralianthea A.Massalongo, 1858
  • Aralinium P.Platen, 1908
  • Araliophyllum Ettingshausen, 1868
  • Araliopsis Saporta & Marion, 1878
  • Araliopsoides E.W.Berry, 1916
  • Asterotricha Kuntze, 1903
  • Astropanax Seem.
  • Astrotricha DC.
  • Astrotriche Benth., 1837
  • Astrotrichia Rchb., 1837
  • Aureliana Lafit. ex Catesby
  • Bourlageodendron K.Schum., 1900
  • Brassaiopsis Decne. & Planch.
  • Cephalaralia Harms
  • Cheirodendron Nutt. ex Seem.
  • Chengiopanax C.B.Shang & J.Y.Huang
  • Chondilophyllum Pancher ex Guillaumin, 1911
  • Chondylophyllum Pancher ex R.Vig., 1925
  • Cissodendron F.Muell., 1882
  • Cissodendrum T.Post & Kuntze, 1903
  • Crepinella Marchal
  • Cussonia Thunb.
  • Cussoniphyllum Velenovský, 1889
  • Dendropanax Decne. & Planch.
  • Didiscus DC. ex Hook.
  • Didymopanax Decne. & Planch.
  • Dimorphanthes Meisn., 1843
  • Echinopanax Decne. & Planch.
  • Eleutherococcus Maxim.
  • Fatshedera Guillaumin
  • Fatsia Decne. & Planch.
  • Gamblea C.B.Clarke
  • Ginsa Steud., 1841
  • Gussonia D.Dietr.
  • Harmsiopanax Warb.
  • Hedera L.
  • Heptapleurum Gaertn.
  • Heteropanax Seem.
  • Hydrocotyle Hydrocotyle
  • Kalopanax Miq.
  • Mackinlaya
  • Macropanax Miq.
  • Megalopanax Ekman ex Harms, 1924
  • Merrilliopanax H.L.Li
  • Meryta J.R.Forst. & G.Forst.
  • Metapanax J.Wen & Frodin
  • Mormoraphis Jack ex Wall.
  • Motherwellia F.Muell.
  • Neocussonia Hutch.
  • Neopanax Allan
  • Nyssidium Heer, 1870
  • Oplopanax (Torr. & A.Gray) Miq.
  • Oreopanax Decne. & Planch.
  • Osmoxylon Miq.
  • Palaeokalopanax L.I.Fotjanova, 1984
  • Paleopanax S.R.Manchester, 1994
  • Panacites H.Deane, 1902
  • Panax L.
  • Parafatsia D.T.Blackburn, 1981
  • Plerandra A.Gray
  • Plerandreoxylon E.A.Wheeler & S.R.Manchester, 2002
  • Polyscias J.R.Forst. & G.Forst.
  • Pseudopanax C.Koch, 1859
  • Pseudopanax K.Koch
  • Pseudosantalum Rumph.
  • Raukana B.C.Seemann, 1866
  • Raukaua Seem.
  • Schefflera J.R.Forst. & G.Forst.
  • Scheffleraephyllum G.G.Philippova, 1988
  • Sciadiphyllum Hassk.
  • Sciodaphyllum P.Browne
  • Seemannaralia R.Vig.
  • Sinopanax H.L.Li
  • Stilbocarpa (Hook.f.) A.Gray, 1854
  • Tetrapanax (K.Koch) K.Koch
  • Trevesia Vis.
  • Woodburnia Prain

Antoko misy eto Madagasikara

[hanova | hanova ny fango]
  • Astropanax Seem.
  • Cussonia Thunb.
  • Neocussonia (Harms) Hutch.
  • Polyscias J.R. Forst. & G. Forst.