Apost

Avy amin'i Wikipedia
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Apost dia tarika malagasy mianagaly ny mozika hard rock. Apostoly Rock no anarany tany am-piandohana ary nafohezina hoe Apost izay ahalalan'ny besinimaro azy.

1. Fiandohany[hanova | hanova ny fango]

Niforina ny taona 1986 ny tarika Apost, ary betsaka ny fiovana efa nisy tao anat'ireo mpikambana nandrafitra azy. Tany ampiandohana dia efa maro ireo mpitendry mozika malaza avy amin'ny sehatry ny rock malagasy nandalo tao amin'ny tarika, anisan'izany Niry kely, Karim, Thierry Dekapy, Deba na Lalah.

Nanomboka ny taona 1999 no tena nanombaka mafy orina ny mpikambana nandrafitra ny tarika.

2. Mpikambana[hanova | hanova ny fango]

i. Mpikambana ankehitriny[hanova | hanova ny fango]
  • Abasse (Fihirana)
  • Fortunat "Dessa" Randriambalohery (Gitara beso)
  • Rindra (Aponga maro anaka)
  • Anja (Gitara)
ii. Mpikambana taloha[hanova | hanova ny fango]
  • José (Gitara)
  • Njaka (Gitara)
  • Thierry "Dekapy" Ratsimbazafy (Gitara)
  • Dominique Rabaraona (Aponga maro anaka) - ex-Kazar
  • Karim Djinah (Gitara)
  • Gorah (Fihirana)
  • Lallah (Aponga maro anaka) - Kazar
  • Niry kely (Aponga maro anaka)
  • Ragerd (Aponga maro anaka)
  • Zozo (Aponga maro anaka)
  • Carlo Rakoto Ferreol (Gitara)

3. Raki-kira[hanova | hanova ny fango]

Didy X (2000)[hanova | hanova ny fango]

  • Itony
  • Apokalipsy
  • Fomba
  • Dila
  • Ny Tsara Indrindra
  • Ny Hiran'ny Lanitra
  • Vavaka
  • Miovana
  • Hafatra
  • Tsy Manantsahala

Apostoly (2002, fa misy hira natao ny 1986-2000)[hanova | hanova ny fango]

  • Aiza (1986)
  • Zany Foana Ireny (2001)
  • Tsy Kivy (1988)
  • Fitsarana Farany (1987)
  • Sombinianina (2000)
  • Apostoly (1986)
  • Manantena (1986)
  • Fahafatesana (1987)
  • Ory (2001)

Mipoitra Avy Lavitra (2012)[hanova | hanova ny fango]

  • Tsy Lavorary
  • Avaka
  • Embonia
  • Falifaly
  • Fongory
  • Mangina
  • Raha Andrian-Dray
  • Nofy Tsy Marina
  • Vazo
  • Zana-Javatra
  • Enga Anie
  • Apokalipsy (Bonus Track)
  • Dila (Bonus Track)
  • Tsy Hita (Bonus Track)

Notes et références[hanova | hanova ny fango]

  1. Apost - Spirit of metal
  2. Apost : Les vétérans de l’Apocalypse NO COMMENT N°: 105 / 2 octobre 2018