Antwerpen
Fiseho
51°13′N 04°24′E / 51.217°N 4.400°E
| Antwerpen | ||
| Velarantany | 204,51 km2 | |
| Isan'ny mponina | 544,759 | |
| Tanàn-dehibe | NC | |
| Ben'ny tanàna | NC | |
| Firenena | ||
| Fanjakana | NC | |
| Faritany | NC | |
| Faritra | NC | |
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Antwerpen | |

I Antwerpen ((frantsay: Anvers) dia tanàna any Belzika, dia tanàna seranan-tsambo ao amin'ny faritr'i Flanders ary renivohitry ny faritanin'i Antwerpen. Amin'ny maha-fikambanana ara-pitantanana azy, io tanàna io no lehibe indrindra ao amin'ny firenena, misy mponina 544.000 mahery.
Toekarena
[hanova | hanova ny fango]Manana lanja iraisam-pirenena lehibe i Antwerpen noho ny seranan-tsambony, faharoa lehibe indrindra any Eoropa, ary ivon-toerana lehibe indrindra amin'ny fanodinana sy varotra diamondra.
Tantara
[hanova | hanova ny fango]Nampiantrano ny Lalao Olimpika fahavaratra 1920 ilay tanàna
Jereo Koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Antwerp |