Antibiôtika
Fiseho

Ny antibiôtika dia karazana fanafody miady amin' ny bakteria. Io no karazana fanafody lehibe indrindra hiadiana amin' ny otrikaretina vokatry ny bakteria, ary ny fanafody antibiôtika dia be mpampiasa amin' ny fitsaboana sy fisorohana ny aretina toy izany. Mamono na manakana ny fitomboan' ny bakteria izy io.