Fiteny antankarana

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Antankarana (fiteny))
Sarin-tany maneho ny faritra misy ireo fitenim-paritra eto Madagasikara

Ny fiteny antankarana na fiteny tankarana dia endriky ny fiteny malagasy ao amin' ny foko antankarana ao amin' ny tapany avaratr' i Madagasikara, amin' ny Faritanin' Antsiranana, avy eo Ampasimena (andrefana) mankany Vohimarina (Vohémar). Tamin' ny taona 1996 dia nahatratra 88 000 ny isan' ny mpiteny antankarana.

Faritra itenenana ilay fiteny[hanova | hanova ny fango]

Ny fiteny antankarana no fiteny farany avaratra indrindra eto amin' ny Nosy: any amin' ny tendrony avaratra amin' ny faritra avaratra amin' i Madagasikara no itenena azy indrindra, saingy ahitana mpiteny azy vitsy ihany koa ao Antananarivo renivohitra. Ny faritra itenenana ity fiteny tavaratra ity dia hodidinin' ny faritra misy ny mpiteny betsimisaraka avaratra (ao atsimo-atsinanana), ny mpiteny tsimihety (atsimo) ary ny mpiteny sakalava.

Fifandraisana amin' ny fiteny malagasy hafa[hanova | hanova ny fango]

Ny 72 % n' ny voambolana tankarana dia mifanitsy amin' ny an' ny fiteny merina, izay fiteny ao amin' ny faritra afovoan' i Madagasikara.

Fahasamihafan' ny fitenim-paritra[hanova | hanova ny fango]

Hita eo ambany ny tabilao maneho ny lanjan' isan' ny fahasamihafan' ny tenim-paritra.

Lanjan' isan' ny fitoviam-boambolana amin' ny tenim-paritra
1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18
1 Merina 100 81 81 92 92 86 78 80 79 68 71 68 70 70 61 77 69 61
2 Temoro 81 100 78 79 80 78 81 88 88 67 69 71 72 69 61 76 73 65
3 Betsimisaraka 81 78 100 84 78 77 80 78 75 77 70 65 66 62 54 74 96 61
4 Sihanaka 92 79 84 100 86 81 76 79 77 72 69 67 68 66 59 72 68 58
5 Betsileo-1[m 1] 92 80 78 86 100 88 77 81 79 68 74 71 75 71 61 79 71 62
6 Betsileo-2[m 2] 86 78 77 81 88 100 77 80 77 67 71 74 79 74 66 82 75 66
7 Antambahoaka 78 81 80 76 77 77 100 74 74 69 66 64 64 60 52 67 64 56
8 Antesaka 80 88 78 79 81 80 74 100 89 67 70 71 73 72 62 76 72 63
9 Zafisoro 79 88 75 77 79 77 74 89 100 63 68 68 72 71 61 76 71 63
10 Tsimihety 68 67 77 72 68 67 69 67 63 100 75 61 64 63 54 68 64 56
11 Tankarana 71 69 70 69 74 71 66 70 68 75 100 65 68 69 59 70 67 56
12 Vezo 68 71 65 67 71 74 64 71 68 61 65 100 84 74 64 77 80 69
13 Mahafaly 70 72 66 68 75 79 64 73 72 64 68 84 100 80 68 83 86 76
14 Sakalava-1[m 3] 70 69 62 66 71 74 60 72 71 63 69 74 80 100 82 79 75 66
15 Sakalava-2[m 4] 61 61 54 59 61 66 52 62 62 54 59 64 68 82 100 70 67 63
16 Bara 77 76 74 72 79 82 68 76 76 68 70 77 83 79 70 100 85 74
17 Tandroy-1[m 5] 69 73 69 68 71 75 64 72 71 64 67 80 86 75 67 85 100 83
18 Tandroy-2[m 6] 61 65 61 58 62 66 56 63 63 56 56 69 76 66 68 74 83 100
  1. Ambositra
  2. Fianarantsoa
  3. Morondava
  4. Belon'i Tsirinbihina
  5. Masinoro, Ambalavao
  6. Antanimoro

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Fiteny malagasy

Vahoaka malagasy

Boky azo anovozan-kevitra[hanova | hanova ny fango]

  • Isabelle Razafindratiana, Enquête sur l'alternance codique antakarana à Antsiranana (Madagascar) : aspects morpho-syntaxiques et sociolinguistiques, Université de Nancy 2, 1995 (thèse)
  • Le Chevoir (1961). Lexique sommaire de dialecte Antankarana - Paris, Mémoire pour l'admission au Cheam : 21 p.

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]