Hankany amin'ny vontoatiny

Antalya

Avy amin'i Wikipedia

36°53′N 30°42′E / 36.883°N 30.700°E / 36.883; 30.700

Antalya
Velarantany1 417 km2
Isan'ny mponina2,619,832
Tanàn-dehibeNC
Ben'ny tanànaNC
Firenena Torkia
FanjakanaNC
FaritanyNC
FaritraAntalya
Tanàna mifanolo-bodirindrinaAntalya

'Antalya dia tanàna Tiorka misy mponina an-tapitrisany any Ranomasina Mediteranea. Izy io no renivohitry ny lemaka lonaka amoron-tsiraka any atsimon’i Azia Minora.

Antsoina hoe Riviera Tiorka koa io faritra io ankehitriny, noho ny tora-pasika lava be. Eo ambonin'ny hantsana no misy ny tanàna tranainy ao Antalya. Ny seranan-tsambo lehibe dia ao atsimon'ny tanàna

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]