Antakya
Fiseho
36°12′N 36°10′E / 36.200°N 36.167°E
| Antakya | ||
| Velarantany | 703 km2 | |
| Isan'ny mponina | 389,377 | |
| Tanàn-dehibe | NC | |
| Ben'ny tanàna | NC | |
| Firenena | ||
| Fanjakana | NC | |
| Faritany | Hatay | |
| Faritra | NC | |
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Antakya | |
Antakya (arabo : أنطاكية , fantatra taloha hoe Antiokia , grika : Ἀντιόχεια Antiocheia (malagasy: Antiôkia)) dia tanàna ao amin'ny distrikan'io anarana io ao amin'ny Faritanin'i Hatay ary misy mponina 389.377.
Tamin’ny andron’ny Romanina fahiny, dia i Antiokia no tanàna fahatelo lehibe indrindra eran-tany taorian’i Roma sy Aleksandria. Nihena tsikelikely ny lanjany taorian’ny fandringanana mafy tamin’ny taonjato faha-6 sy faha-13.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Antakya |