Hankany amin'ny vontoatiny

Anomura

Avy amin'i Wikipedia
Aliaporcellana cf. suluensis

Ny Anomura, na indraindray Anomala, dia zafim-pilaharana ao amin' ny Decapoda. Misy fitoviana amin' ny foza na drakaka mahazatra aza ny Anomura maro, nefa ireo voalohany ireo dia ao amin' ny vondrona rahavavin' ny Anomura, ny Brachyura (ny vondrona roa miaraka no mamorona ny klada Meiura).

Dardanus megistos
Munidopsis tridentata

Amin' ny maha anisan' ny Decapoda azy dia manana tongotra folo ny Anomura, fa ny roa farany izay kely kokoa noho ny hafa dia matetika miafina ao anatin' ny toerana misy ny sagoaga (ao ambanin' ny hodiny mafy) mba hampiasaina hanadiovana ny sagoaga. Koa satria tsy fahita firy io fandaharana io amin' ny Brachyura (ohatra, ny fianakaviana kely Hexapodidae), ny "foza" izay tsy manana afa-tsy tongotra valo hita dia Anomura amin' ny ankapobeny.

Ny anarana hoe Anomura dia avy amin' ny fanasokajiana taloha izay nizarana ny Decapoda mandeha (Reptantia) ho Macrura (lava rambo) sy Brachyura (fohy rambo) ary Anomura (hafa rambo). Ny foza rehetra dia misy fitovitoviana miharihary, fa ny vondrona Anomura isan-karazany kosa dia tsy mitovy.

Fanakilasiana anatiny

[hanova | hanova ny fango]
Dardanus megistos,

Ny fandalinana filôjenetika vao haingana (2007) dia nanavaka fianakaviambe fito.

  • Aegloidea Dana, 1852
    • Aeglidae Dana, 1852
  • Chirostyloidea Ortmann, 1892
    • Chirostylidae Ortmann, 1892
    • Eumunididae A. Milne Edwards & Bouvier, 1900
    • Kiwaidae Macpherson, Jones & Segonzac, 2005
  • Galatheoidea Samouelle, 1819
    • Galatheidae Samouelle, 1819
    • Munididae Ahyong, Baba, Macpherson, Poore, 2010
    • Munidopsidae Ortmann, 1898
    • Porcellanidae Haworth, 1825
  • Hippoidea Latreille, 1825
    • Albuneidae Stimpson, 1858
    • Blepharipodidae Boyko, 2002
    • Hippidae Latreille, 1825
  • Lithodoidea Samouelle, 1819
    • Hapalogastridae Brandt, 1850
    • Lithodidae Samouelle, 1819
  • Lomisoidea Bouvier, 1895
    • Lomisidae Bouvier, 1895
  • Paguroidea Latreille, 1802
    • Coenobitidae Dana, 1851
    • Diogenidae Ortmann, 1892
    • Paguridae Latreille, 1802
    • Parapaguridae Smith, 1882
    • Pylochelidae Spence Bate, 1888
    • Pylojacquesidae McLaughlin & Lemaitre, 2001