Anne (Queen Angletera)
| Anne | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Anne | ||
| Teraka | 6 Febroary 1665 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 1 Aogositra 1714 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | Tsy fantatra | ||
| Fiainana manokana | |||

Anne (*6 Febroary 1665 - 1 Aogositra 1714) dia Mpanjakavavin'i
Angletera,
Ekosy, ary Irlandy tamin'ny 8 martsa 1702, ary Mpanjakavavin'i Fanjakana Mitambatra sy Irlandy taorian'ny fankatoavana ny Acts of Union 1707 nampitambatra ny fanjakan'Ekosy sy Angletera, mandra-pahafatiny tamin'ny 1714.
Teraka tamin'ny andron'i Charles II dadatoany i Anne. Ny rainy dia zandrin'i Charles sady mpandova, James, izay ahiahiana ho Katolika Romana dia tsy nalaza tany Angletera. Araka ny toromarik’i Charles, dia notezaina ho Anglikanina i Anne sy i Mary zokiny vavy.
Fifandimbiasana
[hanova | hanova ny fango]Tsy nanan-janaka i Anne, izay niteraka krizy ara-politika. Ny lalàna mandrara ny mpanjaka katolika tsy handray ny seza fiandrianana no nahatonga ny reniny, Sophie avy any Hanover, ho mpandova. Na izany aza, maty volana vitsivitsy talohan'i Anne i Sophie, ka namela ny zanany lahy, George I avy any Hanover, izay Mpanjaka George I taty aoriana handova ny satroboninahitra Britanika.
Mpanjakan'i Fanjakana Mitambatra
[hanova | hanova ny fango]| nodimbiasany | Fanjakana Mitambatra |
mpandimby |
|---|---|---|
| Lohateny vaovao | Anne 1707-1714 | George I 1714-1727 |
Mpanjakan' Angletera
[hanova | hanova ny fango]| nodimbiasany | Angletera, Ekosy sy Irlanda |
mpandimby |
|---|---|---|
| William III 1689-1702 | Anne 1702-1707 | George I |
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Anne of Great Britain |