Anjomara
Fiseho
Ny anjomara dia zavamaneno tsofina; iray karazana amin' ny anjombona saingy lava be ny tahony (mety roa metatra na mihoatra aza). Hatramin' ny dimy kilômetatra tora-tady no andrenesana ny feony raha tsofina eny an-tendrombohitra izy, ka izany no ampiasana azy amin' ny fiantsoana fokonolona raha misy voina mihatra: hain-trano, dora tanety, tondra-drano, mpangalatra na fahavalo, kabary[1].
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Loharano sy fanamarihana
[hanova | hanova ny fango]- ↑ Rajemisa-Raolison Régis, "Anjomara", Rakibolana malagasy, 1985