Hankany amin'ny vontoatiny

Anjavidilahy

Avy amin'i Wikipedia

Ny anjavidilahy dia zavamaniry isan-karazany ao amin' ny antokon-javamaniry Erica (fianakaviana Ericaceae) sy ao amin' ny antokon-javamaniry Hibbertia (fianakaviana Dilleniaceae), dia ireto izany:

  • Erica baroniana Dorr & E.G.H.Oliv. -- anjavidilahy, anjavidy, riadriatra
  • Hibbertia coriacea (Pers.) Baill.) -- anjavidilahy, antravidivavy, antravidy, fandrivala, fiandrivavala, tarantara, tarantaramadinidravina, vokovoko

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]