Ny angovon-toerana elektrôstatika dia angovo voatahiry ao amin' ny rafitra fahan' aratra noho ny toerana misy azy ao anaty sahan' aratra. Mifanaraka amin'ny lahasa ilaina mba hahafaha-mitondra fahan' aratra avy amin' ny tsy efa mankany amin' ny teboka iray tsy misy fanafainganana.