Aller au contenu

Angovon-kalaky

Avy amin'i Wikipedia

Ny angovon-kalaky, ao amin' ny fizika, dia angovo ao amin' ny zavatra iray noho ny fananany hafainganam-pandeha sy lanja. Ny venty fandrefesana azy dia ny joule (J). Arakaraky haben' ny lanja ananan' ny zavatra iray sy ny haben' ny hafaingan' ny fihetsehany no mahabe ny angovon-kalakiny. Ao amin' ny mekanika klasika, ny angovon-kalakin' ny zavatra tsy mihodina, manana lanja m sy hafainganam-pandeha v dia: E= (m.v2)/2.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]