Angovo mekanika
Fiseho

Amin' ny fizika, ny angovo mekanika ao amin' ny rafitra iray dia ny fitambaran' ny angovon-kalaky sy ny angovon-toerana. Satria miankina amin' ny hafainganam-pandehan' ilay rafitra izany, ny angovo mekanika dia miovaova sanda arakaraka ny mari-toerana anaovana fandinihana.