Hankany amin'ny vontoatiny

Angiosperm Phylogeny Website

Avy amin'i Wikipedia
Voninkazo

Ny Angiosperm Phylogeny Website (APWebsite na APWeb) dia tranonkala fikarohana lehibe momba ny fanasokajiana filôjenetika momba ny Angiospermae (zavamaniry mamony) sy ny Pinophyta (kônifera). Ampian' ny Missouri Botanical Garden (www.mobot.org) ity tranonkala ity. Izy io dia noforonin' i Peter F. Stevens, mpahay siansa, mpikaroka ao amin' ny Missouri Botanical Garden ary mpikambana ao amin' ny Angiosperm Phylogeny Group. Manome fanasokajiana mifototra amin' ny fanasokajiana filôjenetikan' ny APG IV (2016) ilay tranionkala nefa havaozin' i Peter F. Stevens matetika.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]