Hankany amin'ny vontoatiny

Andrianiveniarivo

Avy amin'i Wikipedia

Andrianiveniarivo dia mpanjaka sakalava tao amin' ny Fanjakan' i Boina tamin' ny taona 1767-1770. Nandimby an' Andrianahilitsy (1760-1767) izy ary nodimbiasan' Andrianihoatra (1770-1771).

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]