Andrianikeniarivo
Fiseho
Andrianikeniarivo dia mpanjaka sakalava tao amin' ny Fanjakan' i Boina tamin' ny taona 1771-1777. Nandimby an' Andrianihoatra (1770-1771) izy ary nodimbiasan' ny mpanjakavavy Andrianaginarivo (1777-1778).
.