Hankany amin'ny vontoatiny

Andrianihoatra

Avy amin'i Wikipedia

Andrianihoatra dia mpanjaka sakalava tao amin' ny Fanjakan' i Boina tamin' ny taona 1770-1771. Nandimby an' Andrianiveniarivo (1767-1770) izy ary nodimbiasan' Andrianikeniarivo (1771-1777).