Hankany amin'ny vontoatiny

Andrianahilitsy

Avy amin'i Wikipedia

Andrianahilitsy dia mpanjaka sakalava tao amin' ny Fanjakan' i Boina tamin' ny taona1760-1767. Nandimby an' Andriamahatindriarivo (1730-1760) izy ary nodimbiasan' Andrianiveniarivo (1767-1770).