Aller au contenu

Andriamby

Avy amin'i Wikipedia
Vato manetita sintonin' ny andriamby eo ambony.

Ny andriamby dia akora na zavatra mafy manana toetra mintona ny vy sy ny metaly sasantsasany toy ny tsỳ, ny nikela, ny kôbalta, sns.