Aller au contenu

Andrômeda

Avy amin'i Wikipedia
Andrômeda
Ankapobeny
Anarana Andrômeda
Teraka Tsy fantatra
Fiaviana sy ny andraikitra
Asa : Tsy fantatra
Fiainana manokana

I Andrômeda dia andriambavy etiôpiana, zanakavavin' ny mpanjaka Kefeosy, niharan' ny hambom-pon' i Kasiôpeia reniny izy. Naboridana teo ambony vatolampy ho hanin' ny biby goavam-be avy any an-dranomasina izy, nefa novonjen' i Perseosy izay lasa vadiny. Amin' ny teny grika izy dia atao hoe Ἀνδρομέδα / Andromeda.

Ny fiainany manokana[hanova | hanova ny fango]

I Kefeosy, mpanjakan' i Etiôpia no rainy. Ny vadiny dia i Perseosy. Ny zanany dia i Gôrgôfône, i Persesy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

  • Ao amin'i Freebase: [1]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.