Hankany amin'ny vontoatiny

Andrés Pastrana

Avy amin'i Wikipedia
'Andrés Pastran
Ankapobeny
Anarana'Andrés Pastran
Teraka17 Aogositra 1954
Toerana-
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Kolombia
Asa :
Fiainana manokana
Andrés Pastrana (2009)

Andrés Pastrana Arango dia mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i  Kolombia teraka ny 17 Aogositra 1954 tao Bogotá Izy no filohan'i Kolombia nanomboka tamin'ny 1998 ka hatramin'ny 2002. Efa filohan'ny Christian Democratic International izy hatramin'ny taona 2015.

Andrés Pastrana Arango dia teraka tamin'ny 1954, zanaky ny filoha teo aloha Misael Pastrana Borrero, izay nitondra ny firenena teo anelanelan'ny 1970 sy 1974. Nianatra lalàna tao amin'ny Oniversiten'i Rosario ao Bogotá izy ary nahavita fianarana ambony momba ny lalàna iraisam-pirenena tao amin'ny Oniversite Harvard any Boston.

Antoko: Partido Conservador Colombiano

Filohan'i Kolombia

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany Filoham'i Kolombia (faha-39) mpandimby
Luis Alberto Moreno
-1998
Andrés Pastrana
1998-2002
Alvaro Uribe Vélez
2002-2010