André Ventura
Fiseho

André Claro Amaral Ventura, teraka tamin'ny 15 Janoary 1983 tao Sintra,
Portogaly dia mpanao politika portogey.
Tamin'ny taona 2019, rehefa nandao ny PSD (Antoko Sosialy Demokratika), dia nanangana ny antoko Chega elatra havanana izy ary lasa solombavambahoaka.
Kandida tamin'ny fifidianana filoham-pirenena tamin'ny taona 2021 izy, nahazo vato 12%; nirotsaka hofidiana indray tamin'ny taona 2026, ary tafiditra tamin'ny fihodinana faharoa tamin'ny vato manankery 23.39%.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : André Ventura |