Ancona
Fiseho
48°37′N 13°31′E / 48.617°N 13.517°E
Ancona
| |||
| Velarantany | 123 km2 | ||
| Isan'ny mponina | 99,377 | ||
| Tanàn-dehibe | |||
| Ben'ny tanàna | |||
| Firenena | |||
| Fanjakana | |||
| Faritany | |||
| Faritra | |||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Ancona | ||
I Ancona dia tanàna seranan-tsambo any
Italia, , amin'ny morontsirak'i Adriatika Italiana. Renivohitry ny faritra
Marche izy io, ary misy mponina 99.377.
Jeografia
[hanova | hanova ny fango]Ancona dia eo amin’ny 210 kilometatra any avaratratsinanan’i Roma ary eo amin’ny 200 kilaometatra any atsimoatsinanan’i Bologna.
Ny seranan'i Ancona dia, miaraka amin'i Bari sy Venezia, iray amin'ireo seranan-tsambo lehibe indrindra manerana ny Ranomasina Adriatika, izay mifandray matetika amin'ny tanànan'i Igoumenitsa sy Patras grika.
Jereo Koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Ancona |