Hankany amin'ny vontoatiny

Anacardiaceae

Avy amin'i Wikipedia
Mahabibo (Anacardium occidentale)

Ny Anacardiaceae dia fianakavian-javamaniry mamony, ao amin' ny filaharana Sapindales, izay ahitana karazana 860 eo ho eo mitsinjara amin' ny vondron-karazana 83. Mamokatra voany misy nofony malemy ny zavamaniry mpikambana ao amin' ny Anacardiaceae rehefa masaka ary mamoaka ranoka mampalailay ny karazana sasany. Maro amin' ny karazana ao amin' ny Anacardiaceae ny manan-danja ara-toekarena, indrindra ny Anacardium occidentale (mahabibo), ny Mangifera indica (manga), ny Toxicodendron vernicifluum, ny Spondias mombin (karazana sakoa), ny Schinus molle, ny Rhus, ny Cotinus, ny Sclerocarya birrea, ary ny Amphipterygium adstringens. Tafiditra ao amin' io fianakaviana io koa ankehitriny ny Pistacia (izay ahitana ny Pistacia vera sy ny Pistacia lentiscus) izay napetraka tao amin' ny Pistaciaceae, fianakaviany manokana teo aloha.

Manga (Mangifera indica)

Betsaka kokoa any amin' ny faritra mafana ny Anacardiaceae, ary karazana vitsivitsy ihany no maniry any amin' ny faritra manana toetany antonony. Teratany any Amerika trôpikaly sy aty Afrika ary any India ny ankamaroany. Hita any Eorôpa Atsimo ny Pistacia sy ny karazana Rhus sasany. Misy karazana Rhus hita any amin' ny ampahany be amin' i Amerika Avaratra, ary tsy maniry afa-tsy any Amerika Atsimo ny Schinus.

Lisitry ny vondron-karazana

[hanova | hanova ny fango]
Sakoa (Spondias dulcis)

Inty ny lisitry vondron-karazana ao amin' ny fianakaviana Anacardiaceae araka ny Angiosperm Phylogeny Website (22 Jona 2010):

  • Actinocheita F.A.Barkley
  • Amphipterygium Schiede ex Standl.
  • Anacardium L.
  • Androtium Stapf
  • Antrocaryon Pierre
  • Astronium Jacq.
  • Blepharocarya F.Muell.
  • Bonetiella Rzed.
  • Bouea Meisn.
  • Buchanania Spreng.
  • Campnosperma Thwaites
  • Campylopetalum Forman
  • Cardenasiodendron F.A.Barkley
  • Choerospondias B.L.Burtt & A.W.Hill
  • Comocladia P.Browne
  • Cotinus Mill.
  • Cyrtocarpa Kunth
  • Dobinea Buch.-Ham. ex D.Don
  • Dracontomelon Blume
  • Drimycarpus J. D. Hooker
  • Euleria Urb.
  • Euroschinus J. D. Hooker
  • Faguetia Marchand
  • Fegimanra Pierre
  • Gluta L.
  • Haematostaphis J. D. Hooker
  • Haplorhus Engl.
  • Harpephyllum Bernh. ex Krauss
  • Heeria Meisn.
  • Holigarna Buch.-Ham. ex Roxb.
  • Koordersiodendron Engl.
  • Lannea A. Richard
  • Laurophyllus Thunb.
  • Lithraea Miers ex Hooker & Arnott
  • Loxopterygium J. D. Hooker
  • Loxostylis A.Spreng. ex Reichenbach
  • Mangifera L.
  • Mauria Kunth
  • Melanochyla J. D. Hooker
  • Metopium P.Browne
  • Micronychia Oliv.
  • Mosquitoxylum Krug & Urb.
  • Nothopegia Blume
  • Ochoterenaea F.A.Barkley
  • Operculicarya H.Perrier
  • Orthopterygium Hemsl.
  • Ozoroa Delile
  • Pachycormus Coville ex Standl.
  • Parishia J. D. Hooker
  • Pegia Colebr.
  • Pentaspadon J. D. Hooker
  • Pistacia L.
  • Pleiogynium Engl.
  • Poupartia Comm. ex Juss.
  • Protorhus Engl.
  • Pseudosmodingium Engl.
  • Pseudospondias Engl.
  • Rhodosphaera Engl.
  • Rhus L.
  • Schinopsis Engl.
  • Schinus L.
  • Sclerocarya Hochst.
  • Semecarpus L.f.
  • Smodingium E.Mey. ex Sond.
  • Sorindeia Thouars
  • Spondias L.
  • Swintonia Griff.
  • Tapirira Aublet
  • Thyrsodium Salzm. ex Bentham
  • Trichoscypha J. D. Hooker

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]