Amyne H. Ismail
Fiseho

I Amyne Hassam Ismail dia mpitarika orinasa, frantsay-malagasy manam-piaviana indiana, teraka tamin' ny 1 Nôvambra 1965 teto Madagasikara. Nanomboka ny taona 1998 izy no tale jeneralin' ny orinasa malagasy Unima, miompana amin' ny jono sy ny fiompiana hazandrano.