Ampoasary (renirano)
Fiseho
Ampoasary na Ampasary dia renirano kely any amin' ny faritra Vatovavy eto Magagasikara, sakelidranon' ny renirano Mananjary. eo amin' ny haavo 264 m eo ho eo, mandalo akaikin' ny tanànan' Ampitambe sy Ambalafataka[1][2]. Ny lohasahan' Ampoasary dia malaza noho izy toerana misy harena anaty antsanga:, indrindra ny volamena. Mandray anjara amin’ ny sehatry ny harena an-kibon' ny tany malagasy ity faritra ity[3].
Ara-tantara dia nanomboka tany amin' ny renirano toa an' Ampoasary ny fitrandrahana volamena teto Madagasikara tamin' ny fiandohan' ny taonjato faha-20. Maherin' ny 80 % amin' ny famokarana volamena teto Madagasikara no avy ao amin' ny tahiry anaty antsaga maro, satria mora kokoa ny fitrandrahana izany.
Fanovozan-kevitra
[hanova | hanova ny fango]- Ratsimbazafy Lalaina Michelle, "Analyses et perspecivrde l'exploitaition artisanale du gisement aurifere de Betsiaka, District Ambilobe, Régoin Diana", www.polytechnique.mg
- "Le secteur de l'or à Madagascar : au cœur des pratiques illicites", www.u4.no
- "Rapport définitif N°15/22-ADM/AUDIT/ROD/OR du 25 Octobre 2022 sur le suivi des activités d'orpaillage dans les phases de production et de commercialisation", ccomptes.mg
Loharano sy fanamarihana
[hanova | hanova ny fango]
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Ampoasary River |