Ampela (fanenomana)
Fiseho

Ny ampela dia firaovana vita amin' ny zavatra boribory fisaka mivohon-tsotro toy ny vola madinika na ny felana amin' ny tendrony iray na eo afovoany, ary misy tahony lava, izay ahafahana manodina ho kofehy ny volonondry, ny tsiraka rongony, rongonimbazaha na landihazo.