Hankany amin'ny vontoatiny

Ambesisika

Avy amin'i Wikipedia

16°47′S 46°32′E / 16.783°S 46.533°E / -16.783; 46.533

Ambesisika
Velarantany596,60 ?? km2
Haavo98 m
Isan'ny mponina15 000[1].
Renivohitra-
Ben'ny tanàna
Firenena Madagasikara
Fanjakana
FaritanyMahajanga
FaritraBoeny
Tanàna mifanolo-bodirindrina
Ambatoboeny eto Mahajanga

Ambesisika dia tanàna mahavokatra eto Mahajanga, indrindra fa voatabia sy voanjo sy ny hafa koa.

Tamin’ny taona 2015, dia nizara roa ny kaominina ambanivohitr’Ambato Ambarimay dia ny kaominina ambanivohitr’Ambato-Boeny sy ny kaominina ambanivohitra Ambesisika.

Ny kaominina ambanivohitr’Ambesisika dia azo aleha amin’ny lalana 40km miala ny RN4

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]