Alvaro Uribe Vélez
Fiseho
'Álvaro Uribe Vélez
| |||
Ankapobeny | |||
Anarana | 'Álvaro Uribe Vélez | ||
Teraka | 4 Jolay 1952 | ||
Toerana | - | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | ![]() | ||
Asa : | |||
Fiainana manokana | |||

Álvaro Uribe Vélez (teraka tao Medellín , 4 Jolay 1952) dia mpisolovava, mpandraharaha, ary mpanao politika Kolombiana.
Izy no Filohan'i Kolombia nanomboka ny 7 Aogositra 2002 ka hatramin'ny 7 Aogositra 2010.
Antoko: Centro Democrático(Colombia)
Filohan'i Kolombia
[hanova | hanova ny fango]nodimbiasany | ![]() |
mpandimby |
---|---|---|
Andrés Pastrana 1998-2002 |
Alvaro Uribe Vélez 2002-2010 |
Juan Manuel Santos 2010-2018 |
![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Álvaro Uribe |