Hankany amin'ny vontoatiny

Alocasia macrorrhizos

Avy amin'i Wikipedia
Alocasia macrorrhizos

Ny Alocasia macrorrhizos dia karazana zavamaniry ao amin' ny fianakaviana Araceae, teratany any Azia Atsimo-Atsinanana. Avy any amin' ny ala trôpikaly manomboka any Malezia ka hatrany Queensland (Aostralia) izy io, ary ambolena be dia be noho ny toetrany azo atao haingo ary indraindray noho ny vodiny azo hanina rehefa avy nahandroina.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]