Almere
Fiseho
52°23′N 05°13′E / 52.383°N 5.217°E
Almere
| |||
| Velarantany | 248,77 km2 | ||
| Isan'ny mponina | 226,630 | ||
| Tanàn-dehibe | NC | ||
| Ben'ny tanàna | NC | ||
| Firenena | |||
| Fanjakana | NC | ||
| Faritany | Flevoland | ||
| Faritra | NC | ||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | NC | ||
Almere dia kaominina fahavalo lehibe indrindra ao amin'ny Nederlandy ary kaominina lehibe indrindra ao amin'ny faritanin'i Flevoland. Misy mponina 226 630 ary eo anelanelan'i Amsterdam sy ny renivohi-paritany Lelystad.