Hankany amin'ny vontoatiny

Alkalôida

Avy amin'i Wikipedia
Ny alkalôida voalohany, môrfinina, dia dia azo tamin' ny taona 1804 tamin' ny rongony Papaver somniferum

Ny alkalôida dia akora voajanahary avy amin' ny zavamananaina, môlekiola misy atôma azôta iray farafahakeliny (matetika ao anaty tsingerina), amin' ny ankapobeny manana toetra alkalinina, ary misy fiantraikany ara-batana amin' ny olona na amin' ny biby, na dia amin' ny fatra kely aza. Noho ny fandrosoan' ny indostrian' ny fanamboaram-panafody dia nanokatra ny sehatry ny "fanafody simika" izy ireo tamin' ny faran' ny taonjato faha-19. Efa ela ny alkalôida no matetika voasokajy sy nomena anarana araka ny zavamaniry na holatra na biby nahazoana azy.

Ohatra amin' ny alkalôida mitondra anarana avy amin' ny zavamaniry:

Psilocybe cubensis

Ohatra amin' ny alkalôida mitondra anarana avy amin' ny holatra:

Bufo bufo

Ohatra amin' ny alkalôida mitondra anarana avy amin' ny biby:

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]