Aller au contenu

Alina (isa)

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Alina)

Ny alina dia isa nanahary manaraka ny sivy amby sivifolo sy sivinjato sy sivy arivo ary alohan' ny iraika amby iray alina. Amin' ny tarehimarika arabo izy dia soaratana hoe 10000.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]