Hankany amin'ny vontoatiny

Alexander De Croo

Avy amin'i Wikipedia
Alexander De Croo

Alexander De Croo (teraka ny 3 Novambra 1975, tao Vilvoorde) dia mpandraharaha  Belzika sady mpanao politika avy amin'ny Open Flemish Liberals and Democrats (Open VLD).

Nanomboka ny 1 Oktobra 2020 ka hatramin'ny 3 Febroary 2025, dia niasa ho Praiminisitra Belzika tao amin'ny governemantan'i De Croo izy.

Teo aloha dia praiminisitra lefitra ary minisitry ny Fitantanam-bola sy ny fanampiana ho an'ny fampandrosoana tao amin'ny governemanta federaly Wilmès II izy nanomboka ny Desambra 2018 hatramin'ny Septambra 2020.


Praiministran'i Belzika

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany Praiminisitran'i Belzika mpandimby
[[]]Alexander De Croo
Okt.2020-Feb.2025
Bart De Wever
Feb.2025-