Hankany amin'ny vontoatiny

Aleksander Kwaśniewski

Avy amin'i Wikipedia
Aleksander Kwaśniewski (2012)

Aleksander Kwaśniewski (teraka ny 15 Novambra 1954, tao Białogard, Polonia) dia mpanao politika Poloney. Izy no filoha fahatelo tao amin'ny Repoblika Poloney Fahatelo. Naharitra fe-potoana roa ny fe-potoam-piasany, nanomboka ny 23 Desambra 1995 ka hatramin'ny 23 Desambra 2005.

Talohan'izay, mpikambana tao amin'ny Sejm (Parlemanta) izy nanomboka ny 1991 ka hatramin'ny 1995, niasa tamin'ny fe-potoana voalohany sy faharoa tao amin'ny parlemanta.


Preceded by Filoham'i Polonia Succeeded by
Lech Wałęsa
1990–1995
Aleksander Kwaśniewski
1995–2005
Lech Kaczyński
2005–2010