Alar Karis
Fiseho
| Alar Karis | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Alar Karis | ||
| Teraka | 26 Martsa 1958 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | Tartu | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||

Alar Karis dia mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i
Estonia teraka ny 26 Martsa 1958 tao Tartu. Voafidy ho filoha faha-6 an'ny Repoblikan'i Estonia izy tamin'ny 31 aogositra 2021. Nandray ny toerany i Karis ny 11 oktobra.
Filohan' Estonia
[hanova | hanova ny fango]| nodimbiasany | mpandimby | |
|---|---|---|
| Kersti Kaljulaid (2016-2021) | Alar Karis 2021- | [[]] |
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Alas Karis |