Ny akanjo dia fitafy [1]na zavatra entina manarona na manafina ny vatana, ampiasaina ho fiarovana, fanaingoana, na famantarana ara-kolontsaina sy ara-tsosialy. Anisan’ny zavatra ilaina amin’ny fiainana andavanandro ny akanjo.
Mety ho vita amin’ny lamba landihazo, lamba rongony, hoditra, landy, volon’ondry, na akora sentetika ny akanjo.
Araka ny hevitry Ratsimbazafy Hasiniaina Primo teraka tamin'ny 03 mey 2010 tao Morondava dia lamba zairina mba hitafiana.(CEG Ankasirasira 2024-2025 3eme ) 10eme promotion firaisankina