Hankany amin'ny vontoatiny

Aix-en-Provence

Avy amin'i Wikipedia
Fontaine de la Rotonde - Aix-en-Provence

I Aix-en-Provence dia tanàna kaominina any amin' ny tapany atsimo-atsinanana amin' i Frantsa, ao amin' ny Departementan' i Bouches-du-Rhône, ao ao amin' ny faritra Provence-Alpes-Côte d'Azur. Izy no renivohitra ara-tantaran' i Provence. Miaraka amin' ny kaominina 35 hafa, izy io no mamorona an' i Pays d'Aix ao anatin' ny Metrôpoly Aix-Marseille Provence.