Hankany amin'ny vontoatiny

Agavoideae

Avy amin'i Wikipedia
Furcraea foetida

Ny Agavoideae dia zana-pianakavian-javamaniry mamony mônôkôtiledôna ao amin' ny fianakaviana Asparagaceae, ao amn' ny filaharana Asparagales. Noheverina ho fianakaviana misaraka izy io teo aloha, izay nantsoina hoe Agavaceae. Ahitana zavamaniry an-tany efitra sy an-tany maina fantatra ny karazana ao amin' ny vondron-karazana Agave sy Yucca ary Joshua ilay zana-pianakaviana. Misy vondron-karazany 23 eo ho eo ary karazany 640 eo ho eo miparitaka any amin' ny ala trôpikaly, sobtrôpikaly ary any amin' ny faritra manana toetany antonony eran-tany izy io.

Lisitry ny vondron-karazana

[hanova | hanova ny fango]

Inty ny lisitry ny vondron-karazana ao amin' ny araka ny BioLib (12 Jolay 2018):

  • Agave L.
  • Anemarrhena Bunge
  • Behnia Didr.
  • Beschorneria Kunth
  • Calibanus Rose
  • Chlorophytum Ker Gawl.
  • Furcraea Vent.
  • Hastingsia S. Watson
  • Hesperaloe Engelm.
  • Hesperocallis A. Gray
  • Hesperoyucca (Engelm.) Baker
  • Hosta Tratt.
  • Leucocrinum Nutt. ex A. Gray
  • Manfreda Salisb.
  • Polianthes L.
  • Prochnyanthes S. Watson
  • Yucca L.

Inty ny lisitry ny vondron-karazana ao amin' ny araka ny National Center for Biotechnology Information (12 Jolay 2018):

  • Agave L., 1753
  • Anemarrhena Bunge, 1833
  • Anthericum L.
  • Behnia Didr., 1854
  • Beschorneria Kunth
  • Camassia Lindl.
  • Chlorogalum (Lindl.) Kunth, 1843
  • Chlorophytum Ker Gawl.
  • Diamena Ravenna
  • Diuranthera Hemsl.
  • Echeandia Ortega
  • Furcraea Vent.
  • Hagenbachia Nees & Mart.
  • Hastingsia S.Watson, 1979
  • Herreria Ruiz & Pav.
  • Herreriopsis H.Perrier
  • Hesperocallis A.Gray, 1868
  • Hesperoyucca (Engelm.) Trel.
  • Hosta Tratt.
  • Leucocrinum Nutt. ex A.Gray
  • Manfreda Salisb., 1866
  • Paradisea Mazzuc., 1811
  • Polianthes L.
  • Prochnyanthes S.Watson
  • Schoenolirion Durand, 1855
  • Trichopetalum
  • Yucca L.