Hankany amin'ny vontoatiny

Agapornis fischeri

Avy amin'i Wikipedia
Boloky (Agapornis fischeri)

Ny Agapornis fischeri dia vorona kely ao amin' ny karazana Agapornis sy ny ao amin' ny fianakaviana Psittacidae. Manana lamosina, tratra ary elatra maitso ity vorona ity. Mavo mivolombolamena ny tendany ary rehefa mandroso miakatra dia lasa volomboasary matroka kokoa. Maitso ôliva ny tampon-doha, ary mena mamiratra ny vavany. Misy volom-borona volomparasy na manga ny eny ambonin'ny volom-bodiny.

Any an' ala ihany no misy io vorona io izay tsy hita raha tsy any Tanzania, izay miana anaty andiany lehibe sy any amin' ny toerana mora ahitany sakafo, indrindra fa misy voa. Tany atsimon' i Pôrtogaly sy tany Frantsa dia nahitana vitsivitsy koa.