Agapornis
Fiseho

Ny Agapornis dia vondron-karazam-borona kely ao amin' ny fianakaviana Psittaculidae aty amin' ny Tontolo Taloha. Ny karazana sivy ao amin' ity vondron-karazana ity dia miaina aty Afrika avokoa, ary ny boaiza (Agapornis canus) dia velona eto Madagasikara.
Karazana
[hanova | hanova ny fango]- Agapornis canus - boaiza
- Agapornis fischeri
- Agapornis lilianae
- Agapornis nigrigenis
- Agapornis personatus
- Agapornis pullarius
- Agapornis pullarius
- Agaponris roseicollis
- Agapornis swinderniana
- Agaponris taranta