Hankany amin'ny vontoatiny

Afropavo congensis

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Afropavo)
Afropavo congensis

Ny Afropavo congensis dia karazam-borona ao amin' ny fianakaviana Phasianidae sy ao amin' ny filaharana Galliformes, teratany any amin' ny Lemak' i Congo. Izy io dia iray amin' ny karazana telo antsoina matetika hoe "vorombola" ao amin' ny foko Pavonini. Teratany ao Afrika Afovoany izy sady ny hany karazana mbola velona ao amin' ny vondron-karazana Afropavo. Tamin' ny taona 1936 no nahitna itgy karazam-borona ity, izay manambatra ny toetran' ny vorombola sy ny an' ny akanga. Anisan' ny karazam-borona atahorana ho lany tamingana ao amin' ny Lisitra menan' ny IUCN izy io

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]